|
|
|
|

Teny iditra 1  antomotra
Fototeny  2 tomotra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  12 Akaiky, tsy ho ela intsony: Efa antomotra itỳ ny krismasy
13 Akaiky dia akaiky, an-tsisiny, amorona, ambivitra: Antomotra loatra io vilia eo ambony latabatra io fa akisaho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 near at hand, as to future time [1.2]
15 close at hand [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 imminent [1.3#54, 1.8, 1.5]
17 qui est proche [1.3#54, 1.5]
18 proche [1.8]
Ohatra  19  Voasaron' ny aizim-piton' ny fahotana ny tany, ary efa antomotra ny fitsarana. [1.38#34]
Voambolana  20  Fotoana 21  Toerana
Mpanahaka  22  madiva, 23  tamy
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe antomotra
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  26 amontotra, antomotra, 27 manotòtra, manototra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18