|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  tamy
Sokajin-teny  2  ny lasan' ny mpampiankin-teny
Fanazavàna teny malagasy  3 Filazana ny lasa amin' ny hoe: Amy: Tonga tamin' ny Alatsinainy izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 passé de amy [1.3]
Ohatra  5  tamy ny andro teo aloha [2.59#150]
6  Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: [2.293]
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tamy

Teny iditra (2/3) 8  tamy
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny iharana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  12 Avy, manatona, mby efa ho tonga: Inty tamy i rainao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 penetrated, entered
14 to be at hand: Tamy i rainao (Your father is at hand) [1.2]
15 on the point of arriving [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 qui est sur le point d'arriver, qui arrive, qui survient: Tamy i sakaizanao (Ton ami est là) [1.3]
17 proche, sur le point d'arriver [1.8]
Mpanahaka  18  antomotra, 19  madiva
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tamy

Teny iditra (3/3) 21  tamy
Sokajin-teny  22  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  24 Loaka, na hirika ataon' ny mpangalatra amin' ny rindrina
25 Fananihana, fandrobana fananana amin' ny tsy ampoizina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  26 trou pratiqué aux parois des cases pour y pénétrer et voler, escalade, effraction
27 attaque soudaine des ennemis, surtout de nuit [1.3]
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe tamy

Fivaditsoratra  29 maty, 30 mita, mità, tamy

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/22