Teny iditra | antsimpanafody | |
Singan-teny | antsy ; fanafody | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Antsy kely fandidian' ny dokotera marary [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A surgical knife. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Lancette, bistouri et autres instruments tranchants de chirurgie [1.3] | |
Voambolana | Fitaovam-piasana ~ Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |