|
|
|
|

Teny iditra 1  antsinanana
Fototeny  2 atsinanana
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  9 fiovan' ny atsinanana fa amin' ny matoanteny miforona avy aminy dia tonga miantsinanana fa tsy miatsinanana [1.1#A308]
Fanazavàna teny frantsay  10 voyez atsinanana [1.3#37]
Ohatra  11  Isan' ny nanana anjara izy tamin'ny nakana an' i Sahavondronina sy Arivonimamo tamin' Andriamarobasy mpanjakan' Imamo antsinanana. [2.588#]
12  Fa indreny koa efa miakatra sesehena ny fokonolona avy ao antsinanana, dia ny tarik'i Ratovonirina ary ny avy any andrefana dia ny tarik'i Dolfa kely, ilay mpianatra efa azo babo indray maka iry. [2.895#]
Mpanahaka  13  anatsimo, 14  anavaratra, 15  ankandrefana

Fivaditsoratra  16 anantsinana, 17 anintsanana, antsinanana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22