| Teny iditra (1/2) | 1 antsiva |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [Betsimisaraka] anjombona atao amin'ny akorandriaka
[1.78] 5 [Tanala] anjombona na anjomara fanairana na filazana [1.78] 6 [Bara+Tanosy] Anjombona [1.78] 7 Anjombona vita amin' ny akorandriakan-dranomasina, fampiasan' ny any amorontsiraka indrindra mba hamory fokonolona. Manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno koa ny antsiva amin' ny foko sasany: sambatry ny Antambahoaka, antsan-tromba, baheza... [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 a shell which is blown in following the petty sovereigns in the provinces, or to assemble the people. Same as angaroha, and anjombona.
[1.2] 9 a bugle made from a conch shell [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 cor d'appel fait d'une conque marine
[1.8] |
| Ohatra |
11 Rahefa izany, dia noraisiny ilay antsiva teny aminy ka notsofiny inefatra toy ny taloha;
[2.357#]
|
| Voambolana | 12 Feon-kira: zavamaneno |
| Mpanahaka | 13 anjomara, 14 anjombona, 15 bingona |
| Teny iditra (2/2) | 16 antsiva |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 [Antemoro] anjomaso
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 19 antsavy, antsiva, 20 vatsina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|