Teny iditra | 1 bingona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Feon-kira: zavamaneno |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Karazan-javamaneno tsofina avo feo sy karantsana: Mpitsoka bingona [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a bugle. [Eng. Bugle.] [1.2] 6 a bugle [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 clairon [1.8] |
Ohatra |
8 Vao mandre ny feon' ny bingona izy dia milaza hoe: ndao! [2.996] 9 dia notsofina ny bingona, ary nanao porizentra Andriana indray Randriaka. [2.649] |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Fivaditsoratra | 43 binango, bingona, bongina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |