|
|
|
|

Teny iditra anjombona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaneno tsofina vita amin' ny tandrok' omby na tandrok' omby nampiana volotsangana; ampiasaina toy ny anjomara ihany koa ny anjombona saingy tsy mba mahalasa lavitra loatra ny feony, hany ka atao ho an' ny olona eo antanàna ihany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A shell used as a horn; it is smaller than the angaroha. See angaroha, antsiva. [1.2]
 A bugle made from a conch shell [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cor d'appel fait d'une conque marine [1.8]
Ohatra 
1Notsofina ny anjombona hivorian'ny vahoaka. [2.588]
2Nabobobobony ny anjombona ary novelominy ny tsangan' afo. [2.588]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19