Teny iditra | any ankoatra | |
Singan-teny | any ; ankoatra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Any amin' ny fiainana tsy hita aorian' ny fahafatesana, ankoatra an' itỳ fiainana itỳ [1.1] | |
Tovy hevitra | any amin' ny fiainana any ankoatra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16 |