Teny iditra (1/2) | 1 aody |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
fanafody, sampy, mosavy 4 [1.78] [Sihanaka] fanafody |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.19] [Tankarana]
talisman, remède. 6 [1.196] (équivalent de ody : merina) Nom général des remèdes. Aody fandolofana : remèdes contre la syphilis secondaire ; surtout administrés aux femmes pour prévenir les avortements d'origine syphilitique. [Betsimisaraka] 7 [Betsileo] |
Voambolana |
8 Fahasalamana 9 Fivavahana, finoana |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 11 ahody |
Teny iditra (2/2) | 12 aody |
Fototeny | 13 ody |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aodina [Fitanisana] |
Fivaditsoratra | 15 aodi, aody, odia |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |