Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
aorana
(
o
rana
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
Fotsina, diovina (enti-milaza firavaka volamena na volafotsy)
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
aorana
, aorako, aoranao, aorany, aorantsika, aoranay, aoranareo, aoran', aoran-, aoram-, aora-
Ny lasa :
naorana, naorako, naoranao, naorany, naorantsika, naoranay, naoranareo, naoran', naoran-, naoram-, naora-
Ny hoavy :
haorana, haorako, haoranao, haorany, haorantsika, haoranay, haoranareo, haoran', haoran-, haoram-, haora-
Filaza mandidy :
aory
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20