|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  aory
Fototeny  2 ory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mampahory, misangy, manorisory [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 ce avec quoi on taquine [1.3#470]

Teny iditra (2/2) 10  aory
Fototeny  11 orana
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aorana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13 aorana [1.1]

Fivaditsoratra  aory, 14 ario, 15 aroy, 16 iroa, 17 oria, Oria, 18 roay

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19