|
|
|
|

Teny iditra1  arahaba nahazo voninahitra
Singan-teny  2  arahaba, mahazo, voninahitra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy fisondrotam-boninahitra [1.1]
Voambolana  5  Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21