Teny iditra arahaba tonga soa
Singan-teny arahaba ; tonga ; soa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy tonga avy lavitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Congratulation on a safe arrival; welcome! [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Félicitations, vous êtes bien arrivé ; soyez le bienvenu [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra arahaba tonga soa aman-tsara
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26