Teny iditra aray
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Same as ray or ry [1.2]
Voambolana 

Teny iditra aray
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Fahavelo [1.78]

Teny iditra aray (ray)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To be united, to be joined, to be connected with something [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aray, araiko, arainao, arainy, araintsika, arainay, arainareo, arain', arain-, araim-
Ny lasa : naray, naraiko, narainao, narainy, naraintsika, narainay, narainareo, narain', narain-, naraim-
Ny hoavy : haray, haraiko, harainao, harainy, haraintsika, harainay, harainareo, harain', harain-, haraim-
Filaza mandidy : araiso

Teny iditra aray
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Ery [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20