Teny iditra | 1 aretina tsy mampandry fangady |
Singan-teny | 2 aretina, tsy mampandry fangady |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza aretina mahafaty olona betsaka poporohana (toa tsy mandry mihitsy ny fangady fa ihadiana fasana tsy an-kijanona) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.54] maladie qui cause une grande mortalité (qui ne laisse pas reposer la pioche) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |