Teny iditra aretin-kozatra
Singan-teny aretina ; hozatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Aretina mandemy ny hozatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Maladie des nerfs [1.54]
Ohatra Mpivoan'ny aretinkozatra sy aretim-po, koa tokony hitandrina amin' izany. [1.381]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13