Teny iditra | ariako | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Dihy mampihetsika ny fitombenana [1.78] | |
Teny iditra | ariako | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] (corruption du nom ariabo). Landolphia sphaerocarpa Jum. (Apocynaceae). Le fruit a une pulpe comestible, agréable. [1.196] | |
Anarana ara-tsiansa | Landolphia sphaerocarpa | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Teny iditra | ariako (ary) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana ariana sy mpisolo | |
Ohatra | ry teny mamy tsy ariako, taminao no nahalalako'reto faka nitsiriako.
[1.276] | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/20 |