|
|
|
|

Teny iditra 1  ariana
Fototeny  2 ary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy tiana ka atsipy na tsy heverina intsony: Hariako io boky ratsy io
9 Very (raha milaza ny lasa ihany anefa): Narian' Isambilo ny solomason-drainy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be thrown away [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on rejette [1.5]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how ariana
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 airaña, ariana, 15 Naaraì

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21