|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  arindrano
Singan-teny  2  ary, rano
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazan-damba misy sorany mitsoriadriaka mainty sy fotsy na haboka sy fotsy mifanelanelana fanaon' ny Betsileo amin' ny landy sy landihazo. Fitafy amin' ny andro malaza ny arindrano fahizay ka ny lehilahy lehibe na mpanankarena no manao azy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] a lamba with black stripes woven [in the Arindrano dictrict]
Ohatra  6  Mazàna arindrano no itafiany na tokan-tsisina. [1.353#]
Voambolana  7  Toe-karena: zaitra
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny arindrano io

Teny iditra (2/2)10  Arindrano
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  12  [1.2] Name of a well-watered district in the Betsileo province
Voambolana  13  Haitoetany: firenena, foko

Fivaditsoratra  14  androrany, arindrano, Arindrano, irandrano, rian-drano

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08