Teny iditra (1/2) | 1 habobo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ilay ronono tsy mbola tena madio avy amin' ny ombivavy ny andro fahatelo aorian' ny iterahany 4 Ronono ampandrina andro vitsivitsy hivaingana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 the milk of a cow on the third day after calving [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Le lait encore sale que donne la vache le troisième jour après qu’elle a vêlé [1.3] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 8 habobo |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 Lainga na filazana tafahoatra hamitahana, tantara valamaty: Milaza habobo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
11 a fable, a trick. See songo. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 Apparences trompeuses [1.3, 1.5] 13 plaisanterie [1.3] |
Tsipelina hafa | 14 habibo |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |