|
|
|
|

Teny iditra1  arivoarivo
Fototeny  2  arivo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tsy hita isa, tsy tambo isaina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] innumerable
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] innombrable
Tovy hevitra  7  an' arivo, arivomiaina
Mpanahaka  8  alinalina, manetrinketrina, tsyhitazambazamba, tsyombyalinalina, zavontany

Fivaditsoratra  9  arivoarivo, iravoravoy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21