|
|
|
|

Teny iditra1  arofanina
Singan-teny  2  aro, fanina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fefy atao tsy dia avo loatra fa nokendrena ho azo iankinana, manaraka ny sisin' ny tohatra na ny lavarangana, mba hiarovana tsy hianjera
5  [1.13] fefy fiarovana mba tsy hampianjera
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2][aro-fanina] a balustrade, lit. a protection against giddiness.
7  [1.7] a railing
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.3, 1.13] garde-fou
9  [1.3] balustrade
10  [1.13] garde corps
Ohatra  11  arofanina|Arofanina avokoa ireny, dia arofanina|Arofanina mba tsy hianjerana amin'ny fanjakan'i Baroa. [2.503]
12  Nilaoza-malaina ilay arofanina niankinana, dia nidina mbola nifampisakambina ihany izahay. [2.944]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  16  afon' arina, anaforany, aniforana, arofanina, fanoirana, Fanoriana, fianorana, finaranao, nafiranao, naforanay, nifaranao, nofaranay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21