Teny iditra | 1 aro riaka |
Singan-teny | 2 aro, riaka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 tatatra atao akaikin' ny voly na ny trano mba handehanan' ny rano mikoriana ka voaro amin' izany ilay voly na ilay trano [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 rigole ou petite digue autour de la maison pour la protéger contre l'eau [1.3] |
Ohatra |
6 Satria nisy ny aroriaka hatrany sahala amin' izany natao, dia mba vita ihany ny teo. [2.4#] |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny aro riaka io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |