Teny iditra | asandrato (sandratra) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana asandratra | |
Ohatra | Asandrato eto ambony latabatra ny jiro (Placez la chandelle sur la table)
[1.3] | |
Fivaditsoratra | asandrato, sandaotra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |