| Teny iditra | 1 asandratra |
| Fototeny | 2 sandratra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Asondrotra, apetraka ho eo amin' ny toerana ambonimbony kokoa: Tokony hasandratra ny jiro fa iva loatra
9 Omena voninahitra, ampakarina voninahitra: Mendrika ny hasandratra io lehilahy io fa nahavita be tamin' ny tanindrazana ~ Asandratr' Andriamanitra izay manetry teny 10 Atao 11 atsangana 12 Hasandratra ho olo-masina ny zanaky ny nosintsika iray [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 to be raised high; to be exalted, to be honored
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 à placer haut, à élever, à exhalter, à promouvoir en dignité
[1.3] 15 qu'on soulève; qu'on exalte, honore [1.8] |
| Ohatra |
16 Dia asandratra indray ny sampy asandratra omby malaza A.
[2.48#226]
|
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|