|
|
|
|

Teny iditra1  asavily
Fototeny  2  savily
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Akivilivily: Asaviliny ny sandriny rehefa mandeha
5  Atsipy: Asavilio ny antsamotady
6  Atolaka: Aza asavilinao aty aminay ny fitenenana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  to be swung to and fro [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  à faire balancer, osciller; qu’on met à califourchon, qu’on suspend, (parole) à détourner pour critiquer, pour blâmer, qu’on attaque par des paroles détournées: Aza asavilinao atý amiko ny teninao (Ne m’attaquez pas par des paroles détournées) [1.3#591]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny asavily io

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/28