| Teny iditra | 1 savily |
| Fototeny | 2 vily |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Vy ahazoan' ny varavarana na ny saron-javatra, toy ny vata, misokatra sy mikatona
21 Vy miady 22 Fikivilivilian-javatra mivezimbezina 23 Famelezana ankolaka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
24 a hinge; the act of swinging on a hinge
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 charnière, gond; action de se balancer comme sur une charnière
[1.8] |
| Ohatra |
26 Ary ny malemy dia atao fangady sy fantsika sy savily ...
[2.48#70]
27 Namakona sy nanambatra azy Idada ary nametraka ny savily sy ny hidiny. [2.332#] |
| Fikambanana | 28 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe savily |
| Fivaditsoratra | savily, 29 vilasy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|