|
|
|
|

Teny iditra1  asiatica
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: espèce ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Centella asiatica  anamanitra, anampetraka, anantahalaka, anantalapetraka, kiladitahalaka, korokorona, loviantsahonantanety, raivolesoka, silabola, talapetraka, viliantsahonantanety
5  Toddalia asiatica  anakasina, anakatsimba, fanidy, kasimba, roikisimba, roimainty, roindambo, romainty, roy, voanalakely, voanginamboa, voasarikelinala, voasarikelinikalavola, voasarinalika, volotsaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/16