|
|
|
|

Teny iditra 1  asolo
Fototeny  2 solo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao solo: Itỳ antsipika itỳ asolo ilay anao verin' ny zanako [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Celui ou ce qui sert à remplacer: Inty ny boky asoloko ny anao very (Voici un livre pour remplacer le vôtre qui est perdu) [1.3#623]
Ohatra  10  fa ataonao tompokolahy sy tompokovavy no asolo ny anarany enti-manona azy? [2.59#200]
11  Ary rehefa manao izay hevitra tokony hahalatsaka azy ianareo, ka tsy raisiny ihany, dia soloy, kanefa aza vola madio no asolo azy. [2.366#138]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  asolo, 13 solao

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21