Teny iditra | 1 asy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
haja, voninahitra, hasina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] respect, veneration. (Prov.) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.19] [Tankarana]
respect, vénération (haja). 6 [1.82] [Taisaka] honneur, respect |
Voambolana |
7 Ontam-po |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 asi, asy, isa, sai, say, sia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |