|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miasy
Fototeny  2 asy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Bara+Sakalava+Taisaka+Tanosy] manaja [1.78]
9 [Antesaka] manasina [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  10 [Provincial] to show respect, to honour [1.2]

Teny iditra (2/2) 11  miasy
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 [Bara] mararin' ny nendra [1.78]
Voambolana  14  Fahasalamana

Fivaditsoratra  miasy, 15 miisa, 16 misay, 17 misia, 18 Mysia, 19 simia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20