| Teny iditra | 1 ataina |
| Fototeny | 2 taina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Andrehetana afo: Vatan-kininina iray no natainay dia nahamasaka ny vomanga sy ny vary
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 firewood. (Prov.) See taina.
[1.2] 10 to be used as fuel [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 [Tankarana] bois de chauffage. § kitày.
[1.19] 12 qui sert de combustible [1.8] |
| Tovy hevitra | 13 itaina |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|