|
|
|
|

Teny iditra1  atodintazo
Singan-teny  2  atody, tazo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fivontosan' ny ary, izay hita mibontsina eo amin' ny faritra an-kavia amin' ny kibo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  An enlarged spleen, arising from frequent attacks of fever. [1.2]
6  an enlarged spleen, thought to be caused by malaria [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  hypertrophie de la rate, considérée comme suite de la fièvre [1.8]
8  hypertrophie de la rate (fièvre) [1.5]
Voambolana  9  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15