Teny iditra (1/2) | 1 atody |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Voambolana |
7 Haiaina 8 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Fanazavàna teny malagasy |
9 Zavatra misy tsirin' aina alatsaky ny vavy amin' ny biby, indrindra ny vorona, izay foy rehefa avy kotrehin-dreniny mandritra ny fotoana maharitra ka tonga bibikely na voronkely. Misy zavatra telo ao amin' ny atody, dia ny tapotsiny, ny tamenany ary ny akorany izay mandrakotra an' iretsy voalohany [1.1] 10 vokatra ateraky ny fihaonan'ny tsiry lahy sy tsiry vavy [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
11 an egg. [Mal. telur; Dyak tulu; Nias adulu; Jav. andoy; other dialects, toil, tolo, telli, terani, atulu, etc.] [1.2] 12 an egg [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 oeuf [1.8, 1.13] 14 embryon, zygote [1.13] |
Ohatra |
15 Omeo ronono sy atody potsehina izy, ary ataovy mafana sy aza avoaboaka any ivelany. [2.472#161] 16 Noro tao an-tsain' ise tao, dia tsy mahagaga ankehitriny raha foy ny atody nakotrika. [2.5] |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Lohateny |
|
Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny atody io |
Teny iditra (2/2) | 30 atody (tody) |
Sokajin-teny | 31 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
32 Atao tonga an-tseranana: Atodio soa aman-tsara ny sambolainay, ry Tompo [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
33 qu'on fait rentrer au port [1.3] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15 |