|
|
|
|

Teny iditra1  atohitra
Fototeny  2  tohitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Entina manohitra: Moa manana basy aman-tafondro hatohitra ny fahavalo ve ianareo? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  qui sert à résister, à repousser; ce dont on se sert pour repousser, résister [1.3]
Ohatra  6  saiky mbola natohiny ho any ihany raha tsy ny vavy no namily azy tamin-javatra hafa. [2.470]
7  Hehy valaka no nasetriny ahy, dia tari-dositra no natohiny azy. [2.471]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20