|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manatoka
Fototeny  2 atoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 jereo manatsatoka [1.1]
Ohatra  8  "Moa Ranona va hianao ?" Raha sendra anarany tokoa ilay voatonona, dia manatoka ny lohany izy [2.69#]
9  manatoka ny tandroka andriana eo ry zareo: ilay tandroka efatra mariky ny maha andriana ny olona nitondra teo aloha (tsy nisy nahazo nanorina am-pihemea raha tsy olona nifehy vahoaka. [2.245#]

Teny iditra (2/2) 10  manatoka
Fototeny  11 hatoka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  17 [Provincial] to implant or set one's self against, as in battle [1.2]

Fivaditsoratra  18 manakato, manatoka, 19 mankatoa, 20 tamonaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20