Teny iditra avara-patana
Singan-teny avaratra ; -patana (fatana)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy The place of honour in entertaining a guest; lit. north of the hearth. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay La place au nord du foyer. C' était la place d' honneur dans la case. [2.415]
Ohatra Faribolana amin' ny ladina an-tany no ataon' izy mianakavy eo avarapatana: Rangahy ambony akalana, Ramatoa eo ankavanany, tsy alàna am-pofo I Terezy kely ka raha tsy eny amin-dreniny dia mifindra amin' I Katy, na raha tsy izany ifandimbiasan' izy roalahy fahanana. [2.470]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10