|
|
|
|

Teny iditra1  avaratra andrefana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Toerana
Fanazavàna teny malagasy  4  sisiny iadian' ny lafiny avaratra sy ny lafiny andrefana [1.1]
Ohatra  5  Tanàna kely ao avaratra andrefan' i Vatomandry [2.5#137]
6  Tany amorontsiraka avaratra andrefana no nalehan' izy ireny voalohany [2.366#8]
Singan-teny  7  avaratra, andrefana

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/21