Teny iditra (1/2) | 1 aviavy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haizavamaniry: hazo |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Karazan-kazo lehibe iray tarika amin' ny amontana, fahita amin' ny vohitra nonenan' ny andriana fahizay na ny tompomenakely; mangidy fa mamy fara ny tsiron' ny aviavy. Azo ampiasaina ho fanafody fampandrehofana koa ny voan' ny aviavy (Ficus trichopoda) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a tree, the white juice of which affords a kind of bird-lime. Ficus sp. [1.2] 6 the fig tree; its fruit [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 figuier; figue [1.8] 8 (de batak jabi-jabi, qui sert aussi à désigner un Ficus). 9 Ficus trichopoda Baker (Moraceae). L'un des arbres magiques des ancêtres malgaches. C'est le roi Andriamanelo (règne vers 1540 1575) qui aurait ordonné le premier qu'on plante cet arbre autour de sa maison d'Alasora. « L'aviavy, disait-il, paraît amer quand on commence à le manger, mais par la suite, il a un goût très agréable. Puisse-t-il en être de même pour mon gouvernement ». On préparait avec les fruits des potions réputées pectorales, antitussives. La décoction des feuilles est administrée dans les coliques et douleurs intestinales. La cendre des feuilles sèches appelée lavenon'aviavy entre dans la composition du laromparaky, mélange qu'on incorpore au tabac en poudre destiné à être chiqué. [Merina] 10 Ficus megapoda Baker (Moraceae), surtout la variété à petit fruits. L'infusion des feuilles fraîches sert à faire des inhalations contre le rhume, la sinusite. [Sakalava] [1.196] [Betsileo] |
Ohatra |
11 Voahodidina aviavy vaventy tsara ny tanàna. [1.437#] 12 Goaika tratra hariva sisa, no naneno anaty aviavy; [2.1022#] |
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny aviavy io |
Lahatsoratra |
16 Randzavola: aviavy ao amin' ny Baiboly |
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 18 aviavy (avy) |
Sokajin-teny | 19 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
20 Tonga amin-katezerana, tezitra fenofeno erỳ [1.1] |
Fivaditsoratra | 21 aviavy, vaiavy, vaivay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |