| Teny iditra | 1 avo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Ambony toerana: Avo loatra irỳ boky irỳ ka tsy takatra
11 Lava: Avo iray dia kokoa noho izaho izy 12 Misondrotra ambony, manerinerina: Tendrombohitra avo Ankaratra 13 Ambony, tsara, soa: Andriamanitra no ilay avo indrindra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 high
[1.2, 1.7] 15 lofty, eminent. See abo, ambo [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 haut, élevé
[1.8] |
| Tovy hevitra | 17 abo, ambo |
| Tohi-kevitra | 18 iva |
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 22 misy ny teny hoe avo |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | avo, 21 ova, 22 vao, 23 voa, voa~ |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/24 |
|