|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  abo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16 [Antemoro+Bara+Tanosy] avo, mideza [1.78]
17 [Antefasy] ambony, avo [1.78]
18 [Antesaka+Betsileo] avo [1.78]
19 [Tanala] avo, ambony: Mandrembo abo be ny raplany ka nikeoke anaty rahona ane (Misidina avo loatra ny fiaramanidina ka misitrika any anaty rahona any) [1.78]
20 [Tandroy] ambony: An'abo añe ty trano ty ondaty ampatrañe añe [1.78]
21 teny fahita indrindra amin' ny fitenim-paritra mitovy hevitra amin' ny hoe avo, ambony, tsy takatra: Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 [Provincial] High and round; great, tall. See avo, and ambo. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  23 Mot venant des provinces : peu usité en hova, et employé dans le sens de Avo, haut [1.3]
24 [Tankarana] haut. [1.19]
Tovy hevitra  25 ambo, avo
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 17 misy ny teny hoe abo

Teny iditra (2/3) 27  abo
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 [Bara] aely [1.78]

Teny iditra (3/3) 30  abo
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny malagasy  32 ambony noho ny aotra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  33 plus [1.13]
Voambolana  34  Matematika: rafitrisa
Mpanahaka  35  tendro

Fivaditsoratra  abo, 36 bao

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22