|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ambo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5 [Antambahoaka+Antemoro+Bezanozano+Tanala] Avo [1.78]
6 [Betsimisaraka] avo, lava tsanganana [1.78]
7 [Sihanaka] avo, tehoambo, mandringa [1.78]
8 Avo: Trano ambo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 high, lofty, long, overhead. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 Haut, élevé au-dessus de terre [1.3#28]
11 [Tankarana] haut. [1.19]
Ohatra  12  Tanety ambo (vohitra manerinerina) koa - vohitra fotsiny iray manontolo - ireo Vato ireo: dia tanety izay namonoan' ny Masa tena. [2.245#]
13  Fantatray fa vahiny sy mpivahiny eto ambo, ny tany izahay, ka raiso ny fanahipay ho eo anatrehanao, ary aza tsarovana ny helokay, Andriamanitra ô [2.649#]
Tovy hevitra  14 abo, avo
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 19 misy ny teny hoe ambo
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 17  ambo
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 Karazan' aretina sahala amin' ny androbe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 the name of a disease coming suddenly, somewhat resembling epilepsy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  21 Nom d’une maladie subite semblable à l’épilepsie [1.3#28]
Voambolana  22  Fahasalamana

Fivaditsoratra  ambo, 23 mabo, 24 mbao, 25 omba

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22