|
|
|
|

Teny iditra1  avo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Ambony toerana: Avo loatra irỳ boky irỳ ka tsy takatra
4  Lava: Avo iray dia kokoa noho izaho izy
5  Misondrotra ambony, manerinerina: Tendrombohitra avo Ankaratra
6  Ambony, tsara, soa: Andriamanitra no ilay avo indrindra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  high [1.2, 1.7]
8  lofty, eminent. See abo, ambo [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9  haut, élevé [1.8]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Tovy hevitra  13  abo, ambo
Tohi-kevitra  14  iva
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Lohateny  36  Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana ()

Fivaditsoratra  37  avo, ova, vao, voa

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/22