Teny iditra | avoir
![]() | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | manana : Il a des livres (Manam-boky izy)
misy : Cette ville a de beaux édifices (Misy trano tsara izany tanàna izany) ~ Il y a des gens qui croient les plus grosses absurdités (Misy olona mino zavatra tsy misy heviny) [1.4] | ||||||||
Ohatra | Nataon' ny mpanoratra anaty fonon-teny ny hoe "avoir les bras longs" fa izahay no nanala azy.
[2.285] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/03/02 |
![]() |