|
|
|
|

Teny iditra 1  misy
Fototeny  2 isy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Teny enti-milaza ny fijoroan' ny maha-izy ny zavatra iray: Misy Andriamanitra ~ Misy ny tody
9 Teny ilazana ny maha-eo ny olona na zavatra iray na maro: Misy (olona) mitady anao ao an-tokotany
10 Ary, teraka, velona: Tsy mbola nisy akory ianao tamin' izany fa aza miteny
11 Tonga: Misia telo lahy hanampy ahy rahampitso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 there is, there are [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 il y a, il y en a [1.8]
Ohatra  14  Lazao raha misy mahalala e! [2.472#120]
15  Tsy misy fiarakodia, ary ny lalana tsy misy rahateo. [2.471#29]
16  misy mangalatra ny volintsika, hoy izy. [2.470#59]
Mpanahaka  17  baibo, 18  fondrana, 19  kaondrana, 20  nahafahana, 21  ondranondranana, 22  tangoarara
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 73 misy ny teny hoe misy
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22