|
|
|
|

Teny iditra1  mpiavy
Fototeny  2  avy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] olona nandao ny tany fiaviany ka miorim-ponenana eo amin'ny tany iray nofidiny
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] immigrant
6  [1.5] immigrants, nouveaux-venus
Teny nalaina  7  Soratra misy io teny mpiavy io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11