Teny iditra | aza manody | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba firariana mba tsy hahavoa ny hafa izay mahazo ny tena [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | aza manody anao izany: may this not happen to you [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | aza manody anao izany: que cela ne vous arrive pas! [1.8] | |
Singan-teny | aza ; manody | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |
![]() |