|
|
|
|

Teny iditra1  aza manody aza manangatra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Fomba fiteny mba hiangaviana ny maty -- izay sendra voateny amin' ny resaka -- tsy hanimba ny velona [1.1]
Singan-teny  4  aza, manody, manangatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20