Teny iditra azo tsapain-tanana
Singan-teny azo ; tsapaina ; tanana
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: misongadina
Ohatra nefa tsy isalasalana fa samy manana toetra mahaíeo tena sy miavaka amin' ny nofo, izay azo tsapain-tanana ka mety ho lo, izy roa tonta. [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01