Teny iditra azy ho azy
Singan-teny azy ; ho
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Raharahany, izy no tompon'andraikitra: Voasambotra, hono, Rabe fa namilivily volam-panjakana. Azy ho azy ny azy; aoka anefa fa nanao ratsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Cela les regarde, c'est leur affaire. [1.3, 1.5]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/19